plt_tn/isa/43/24.md

16 lines
591 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# veromanitra
Io dia zava-maniry izay tsara fofona nampiasaina mba hanaovana menaka fanosorona. Tsy maniry any amin'ny tanin'ny Israely izany koa tsy maintsy mividy izany any amin'ireo firenena hafa ny olona.
# nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo, nanasatra Ahy tamin'ireo asa ratsinareo ianareo
Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry ny fitarainana azon'i Yaveh tamin'ny vahoakany.
# nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo
"nanakorontana Ahy tamin'ireo fahotanareo"