# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # veromanitra Io dia zava-maniry izay tsara fofona nampiasaina mba hanaovana menaka fanosorona. Tsy maniry any amin'ny tanin'ny Israely izany koa tsy maintsy mividy izany any amin'ireo firenena hafa ny olona. # nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo, nanasatra Ahy tamin'ireo asa ratsinareo ianareo Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry ny fitarainana azon'i Yaveh tamin'ny vahoakany. # nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo "nanakorontana Ahy tamin'ireo fahotanareo"