plt_tn/isa/43/24.md

591 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

veromanitra

Io dia zava-maniry izay tsara fofona nampiasaina mba hanaovana menaka fanosorona. Tsy maniry any amin'ny tanin'ny Israely izany koa tsy maintsy mividy izany any amin'ireo firenena hafa ny olona.

nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo, nanasatra Ahy tamin'ireo asa ratsinareo ianareo

Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry ny fitarainana azon'i Yaveh tamin'ny vahoakany.

nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo

"nanakorontana Ahy tamin'ireo fahotanareo"