plt_tn/isa/43/14.md

20 lines
482 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Iray Masin'Israely
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany.
# handefasako any Babylona sy hitarihako azy ireo rehetra hidina
DH: "Nandefa tafika tany Babylona Aho"
# hitarihako azy ireo rehetra hidina toy ny mpandositra
"mitarika ireo Babyloniana rehetra hidina toy ny mpandositra"
# mpandositra
Ny mpandositra dia olona izay mitsoaka mba tsy ho azon'ny fahavalony izy.