plt_tn/isa/43/14.md

482 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Iray Masin'Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany.

handefasako any Babylona sy hitarihako azy ireo rehetra hidina

DH: "Nandefa tafika tany Babylona Aho"

hitarihako azy ireo rehetra hidina toy ny mpandositra

"mitarika ireo Babyloniana rehetra hidina toy ny mpandositra"

mpandositra

Ny mpandositra dia olona izay mitsoaka mba tsy ho azon'ny fahavalony izy.