# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Iray Masin'Israely Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 izany. # handefasako any Babylona sy hitarihako azy ireo rehetra hidina DH: "Nandefa tafika tany Babylona Aho" # hitarihako azy ireo rehetra hidina toy ny mpandositra "mitarika ireo Babyloniana rehetra hidina toy ny mpandositra" # mpandositra Ny mpandositra dia olona izay mitsoaka mba tsy ho azon'ny fahavalony izy.