plt_tn/isa/43/06.md

20 lines
689 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Hilaza amin'ny avaratra...amin'ny atsimo
Miresaka ny "avaratra" sy "atsimo" toy ny hoe mandidy ireo firenena ireo any amin'ireo toerana ireo Yaveh.
# ireo zanako lahy...ireo zanako vavy
Ny vahoaka izay Azy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanany izy ireo.
# ny tsirairay izay nantsoina tamin'ny Anarako,
Ny hoe antsoina amin'ny anaran'olona dia manambara hoe an'izany olona izany. DH: "ny rehetra izay nantsoina tamin'ny anarako" na "ny rehetra izay Ahy"
# izay namboariko, eny, izay nataoko
Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa Andriamanitra no nanao ny vahoakan'Israely.