plt_tn/isa/43/06.md

689 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Hilaza amin'ny avaratra...amin'ny atsimo

Miresaka ny "avaratra" sy "atsimo" toy ny hoe mandidy ireo firenena ireo any amin'ireo toerana ireo Yaveh.

ireo zanako lahy...ireo zanako vavy

Ny vahoaka izay Azy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanany izy ireo.

ny tsirairay izay nantsoina tamin'ny Anarako,

Ny hoe antsoina amin'ny anaran'olona dia manambara hoe an'izany olona izany. DH: "ny rehetra izay nantsoina tamin'ny anarako" na "ny rehetra izay Ahy"

izay namboariko, eny, izay nataoko

Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa Andriamanitra no nanao ny vahoakan'Israely.