# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Hilaza amin'ny avaratra...amin'ny atsimo Miresaka ny "avaratra" sy "atsimo" toy ny hoe mandidy ireo firenena ireo any amin'ireo toerana ireo Yaveh. # ireo zanako lahy...ireo zanako vavy Ny vahoaka izay Azy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe zanany izy ireo. # ny tsirairay izay nantsoina tamin'ny Anarako, Ny hoe antsoina amin'ny anaran'olona dia manambara hoe an'izany olona izany. DH: "ny rehetra izay nantsoina tamin'ny anarako" na "ny rehetra izay Ahy" # izay namboariko, eny, izay nataoko Ireo dia midika zavatra iray ihany ary manindry fa Andriamanitra no nanao ny vahoakan'Israely.