plt_tn/isa/41/27.md

318 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miteny Yaveh.

ny iray amin'izy ireo

"na iray tamin'ny sampy"

rivotra sy zava-poana ny sary an'idin'izy ireo

Ny tsy fahamendrehan'ireo sampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe rivotra sy tsinontsinona akory ireo sampy. DH: "tsy mendrika mihitsy ny sampin'izy ireo"