# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy miteny Yaveh. # ny iray amin'izy ireo "na iray tamin'ny sampy" # rivotra sy zava-poana ny sary an'idin'izy ireo Ny tsy fahamendrehan'ireo sampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe rivotra sy tsinontsinona akory ireo sampy. DH: "tsy mendrika mihitsy ny sampin'izy ireo"