plt_tn/isa/41/27.md

12 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# ny iray amin'izy ireo
"na iray tamin'ny sampy"
# rivotra sy zava-poana ny sary an'idin'izy ireo
Ny tsy fahamendrehan'ireo sampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe rivotra sy tsinontsinona akory ireo sampy. DH: "tsy mendrika mihitsy ny sampin'izy ireo"