plt_tn/isa/41/23.md

12 lines
373 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy maneso ireo sampy sy ny vahoaka izay manompo izany Yaveh. (Jereo: 41:21)
# manaova zavatra tsara na ratsy
Ny teny hoe "tsara" sy "ratsy" dia fampisainana izay manambara zavatra. DH: "manaova zavatra"
# ilay iray izay nifidy anareo
Eto ny hoe "anareo" dia manondro ireo sampy. DH: "ny olona izay mifidy anareo ry sampy"