# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy maneso ireo sampy sy ny vahoaka izay manompo izany Yaveh. (Jereo: 41:21) # manaova zavatra tsara na ratsy Ny teny hoe "tsara" sy "ratsy" dia fampisainana izay manambara zavatra. DH: "manaova zavatra" # ilay iray izay nifidy anareo Eto ny hoe "anareo" dia manondro ireo sampy. DH: "ny olona izay mifidy anareo ry sampy"