plt_tn/isa/41/23.md

373 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy maneso ireo sampy sy ny vahoaka izay manompo izany Yaveh. (Jereo: 41:21)

manaova zavatra tsara na ratsy

Ny teny hoe "tsara" sy "ratsy" dia fampisainana izay manambara zavatra. DH: "manaova zavatra"

ilay iray izay nifidy anareo

Eto ny hoe "anareo" dia manondro ireo sampy. DH: "ny olona izay mifidy anareo ry sampy"