plt_tn/isa/41/16.md

687 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy mampiasa sarinteny hoe fanasarahana ny vary amin'ny akofa ihany Yaveh mba hanoritsoritana ny fomba handresen'ny Israely ny fahavalon'izy ireo.

Hikororoka azy ireo ianao...hanaparitaka azy ireo ny rivotra

Eto ny teny hoe "azy ireo" dia manondro ireo tendrombohitra sy havoana tao amin'ny 41:14. Io dia manondro ny dingana manaraka amin'ny fijinjana vary, izay anofana ny vary mba hanalana ny akofa. Hanjavona tahaka ny akofa tsofin'ny rivotra ireo fahavalon'ny Israely.

ny rivotra hitondra azy ireo hiala; hanaparitaka azy ireo ny rivotra

Ireo andianteny roa dia dia midika zavatra iray ihany. DH: "hitsoka azy ireo ny rivotra"