plt_tn/isa/41/16.md

12 lines
687 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy mampiasa sarinteny hoe fanasarahana ny vary amin'ny akofa ihany Yaveh mba hanoritsoritana ny fomba handresen'ny Israely ny fahavalon'izy ireo.
# Hikororoka azy ireo ianao...hanaparitaka azy ireo ny rivotra
Eto ny teny hoe "azy ireo" dia manondro ireo tendrombohitra sy havoana tao amin'ny 41:14. Io dia manondro ny dingana manaraka amin'ny fijinjana vary, izay anofana ny vary mba hanalana ny akofa. Hanjavona tahaka ny akofa tsofin'ny rivotra ireo fahavalon'ny Israely.
# ny rivotra hitondra azy ireo hiala; hanaparitaka azy ireo ny rivotra
Ireo andianteny roa dia dia midika zavatra iray ihany. DH: "hitsoka azy ireo ny rivotra"