# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy mampiasa sarinteny hoe fanasarahana ny vary amin'ny akofa ihany Yaveh mba hanoritsoritana ny fomba handresen'ny Israely ny fahavalon'izy ireo. # Hikororoka azy ireo ianao...hanaparitaka azy ireo ny rivotra Eto ny teny hoe "azy ireo" dia manondro ireo tendrombohitra sy havoana tao amin'ny 41:14. Io dia manondro ny dingana manaraka amin'ny fijinjana vary, izay anofana ny vary mba hanalana ny akofa. Hanjavona tahaka ny akofa tsofin'ny rivotra ireo fahavalon'ny Israely. # ny rivotra hitondra azy ireo hiala; hanaparitaka azy ireo ny rivotra Ireo andianteny roa dia dia midika zavatra iray ihany. DH: "hitsoka azy ireo ny rivotra"