plt_tn/isa/41/12.md

8 lines
243 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Izaho...hihazona ny tananao ankavanana
Ny fanampian'i Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nihazona ny tanan'izy ireo havanana Izy.