# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Izaho...hihazona ny tananao ankavanana Ny fanampian'i Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nihazona ny tanan'izy ireo havanana Izy.