plt_tn/isa/41/12.md

243 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Izaho...hihazona ny tananao ankavanana

Ny fanampian'i Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe nihazona ny tanan'izy ireo havanana Izy.