plt_tn/isa/41/11.md

526 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ho menatra sy ho afa-baraka izy ireo, dia ireo rehetra izay tezitra taminao

"ny rehetra izay tezitra aminao dia ho menatra sy ho afa-baraka"

menatra sy ho afa-baraka

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny henatr'izy ireo.

ho toy ny tsy misy dikany izy ireo ary ho faty, dia ireo izay manohitra anao

"ireo izay manohitra anao dia ho toy ny tsinontsinona ary ho faty"