plt_tn/isa/41/11.md

16 lines
526 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# ho menatra sy ho afa-baraka izy ireo, dia ireo rehetra izay tezitra taminao
"ny rehetra izay tezitra aminao dia ho menatra sy ho afa-baraka"
# menatra sy ho afa-baraka
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny henatr'izy ireo.
# ho toy ny tsy misy dikany izy ireo ary ho faty, dia ireo izay manohitra anao
"ireo izay manohitra anao dia ho toy ny tsinontsinona ary ho faty"