# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # ho menatra sy ho afa-baraka izy ireo, dia ireo rehetra izay tezitra taminao "ny rehetra izay tezitra aminao dia ho menatra sy ho afa-baraka" # menatra sy ho afa-baraka Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny henatr'izy ireo. # ho toy ny tsy misy dikany izy ireo ary ho faty, dia ireo izay manohitra anao "ireo izay manohitra anao dia ho toy ny tsinontsinona ary ho faty"