plt_tn/isa/39/01.md

867 B

Merodaka-baladana...Baladana

Ireo dia anaran-dehilahy.

Faly tamin'ireo zavatra ireo i Hezekia

Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "Rehefa tonga ireo iraky ny mpanjaka, dia nankasitraka izay nentin'izy ireo ho azy Hezekia"

nasehony an'ireo mpitondra hafatra ny trano fitehirizany zavatra sarobidy

"nasehony tamin'ireo mpitondra hafatra ny zavatra sarobidy rehetra izay nananany"

ny trano fitehirizany

trano izay itehirizana ireo harena

izay rehetra hita tao amin'ireo trano fitehirizany

DH: "ny zavatra rehetra izay tao amin'ny trano fitehirizany"

Tsy nisy zavatra tao an-tranony, na tao amin'ny fanjakany rehetra, ka tsy nasehon'i Hezekia azy ireo

Io dia itatra kely toy ny hoe naneho azy ireo zavatra maro Hezekia, fa tsy ny zavatra rehetra akory. DH: "Naneho azy ireo saika ho ny zavatra rehetra tao an-trano sy tao amin'ny fanjakany Hezekia"