# Merodaka-baladana...Baladana Ireo dia anaran-dehilahy. # Faly tamin'ireo zavatra ireo i Hezekia Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "Rehefa tonga ireo iraky ny mpanjaka, dia nankasitraka izay nentin'izy ireo ho azy Hezekia" # nasehony an'ireo mpitondra hafatra ny trano fitehirizany zavatra sarobidy "nasehony tamin'ireo mpitondra hafatra ny zavatra sarobidy rehetra izay nananany" # ny trano fitehirizany trano izay itehirizana ireo harena # izay rehetra hita tao amin'ireo trano fitehirizany DH: "ny zavatra rehetra izay tao amin'ny trano fitehirizany" # Tsy nisy zavatra tao an-tranony, na tao amin'ny fanjakany rehetra, ka tsy nasehon'i Hezekia azy ireo Io dia itatra kely toy ny hoe naneho azy ireo zavatra maro Hezekia, fa tsy ny zavatra rehetra akory. DH: "Naneho azy ireo saika ho ny zavatra rehetra tao an-trano sy tao amin'ny fanjakany Hezekia"