plt_tn/isa/39/01.md

24 lines
867 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Merodaka-baladana...Baladana
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Faly tamin'ireo zavatra ireo i Hezekia
Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "Rehefa tonga ireo iraky ny mpanjaka, dia nankasitraka izay nentin'izy ireo ho azy Hezekia"
# nasehony an'ireo mpitondra hafatra ny trano fitehirizany zavatra sarobidy
"nasehony tamin'ireo mpitondra hafatra ny zavatra sarobidy rehetra izay nananany"
# ny trano fitehirizany
trano izay itehirizana ireo harena
# izay rehetra hita tao amin'ireo trano fitehirizany
DH: "ny zavatra rehetra izay tao amin'ny trano fitehirizany"
# Tsy nisy zavatra tao an-tranony, na tao amin'ny fanjakany rehetra, ka tsy nasehon'i Hezekia azy ireo
Io dia itatra kely toy ny hoe naneho azy ireo zavatra maro Hezekia, fa tsy ny zavatra rehetra akory. DH: "Naneho azy ireo saika ho ny zavatra rehetra tao an-trano sy tao amin'ny fanjakany Hezekia"