plt_tn/isa/37/36.md

511 B

nahafaty

Io fomba fiteny io dia midika hoe mamono. DH: "nahavono"

Ka niala tao Israely i Sankeriba mpanjakan'i Asyria ary nody tany an-trano ka nitoetra tao Ninive

Eto Sankeriba dia manondro azy sy ny tafiny. Niala tao Israely avokoa izy ireo ary niverina nody tany Asyria. Niverina tany Ninive tany amin'ny tananany i Sankariba. DH: "Niala tao Israely i Sankeriba sy ny tafiny ka nody, ary nitoetra tany Ninive Sankeriba."

Sankeriba

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 io anaran-dehilahy io.