# nahafaty Io fomba fiteny io dia midika hoe mamono. DH: "nahavono" # Ka niala tao Israely i Sankeriba mpanjakan'i Asyria ary nody tany an-trano ka nitoetra tao Ninive Eto Sankeriba dia manondro azy sy ny tafiny. Niala tao Israely avokoa izy ireo ary niverina nody tany Asyria. Niverina tany Ninive tany amin'ny tananany i Sankariba. DH: "Niala tao Israely i Sankeriba sy ny tafiny ka nody, ary nitoetra tany Ninive Sankeriba." # Sankeriba Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 io anaran-dehilahy io.