forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
511 B
Markdown
12 lines
511 B
Markdown
|
# nahafaty
|
||
|
|
||
|
Io fomba fiteny io dia midika hoe mamono. DH: "nahavono"
|
||
|
|
||
|
# Ka niala tao Israely i Sankeriba mpanjakan'i Asyria ary nody tany an-trano ka nitoetra tao Ninive
|
||
|
|
||
|
Eto Sankeriba dia manondro azy sy ny tafiny. Niala tao Israely avokoa izy ireo ary niverina nody tany Asyria. Niverina tany Ninive tany amin'ny tananany i Sankariba. DH: "Niala tao Israely i Sankeriba sy ny tafiny ka nody, ary nitoetra tany Ninive Sankeriba."
|
||
|
|
||
|
# Sankeriba
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 io anaran-dehilahy io.
|