plt_tn/isa/37/33.md

744 B

Tsy hiditra...Na ho tonga...izy

Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "Tsy hiditra ny tafiny...Na ho tonga izy ireo"

miaraka amin'ny ampinga

"miaraka amin'ny ampinga maro"

rindrina fiakarana

tovon-tany lehibe namboarina teo amin'ny mandan'ny tanàna izay ahafahan'ny tafika manafika tsara ny tanàna.

nahatongavany...tsy hiditra...izy

Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "nahatongavan'izy ireo...tsy hiditra izy ireo"

izany no fanambaran'i Yaveh

Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "nilaza" ny anarana hoe "fanambarana". Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany tao amin'ny 14:21. DH: "Izany no nambaran'i Yaveh" na "Izany no nolazain'i Yaveh"