# Tsy hiditra...Na ho tonga...izy Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "Tsy hiditra ny tafiny...Na ho tonga izy ireo" # miaraka amin'ny ampinga "miaraka amin'ny ampinga maro" # rindrina fiakarana tovon-tany lehibe namboarina teo amin'ny mandan'ny tanàna izay ahafahan'ny tafika manafika tsara ny tanàna. # nahatongavany...tsy hiditra...izy Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "nahatongavan'izy ireo...tsy hiditra izy ireo" # izany no fanambaran'i Yaveh Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "nilaza" ny anarana hoe "fanambarana". Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany tao amin'ny 14:21. DH: "Izany no nambaran'i Yaveh" na "Izany no nolazain'i Yaveh"