plt_tn/isa/37/33.md

20 lines
744 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy hiditra...Na ho tonga...izy
Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "Tsy hiditra ny tafiny...Na ho tonga izy ireo"
# miaraka amin'ny ampinga
"miaraka amin'ny ampinga maro"
# rindrina fiakarana
tovon-tany lehibe namboarina teo amin'ny mandan'ny tanàna izay ahafahan'ny tafika manafika tsara ny tanàna.
# nahatongavany...tsy hiditra...izy
Eto ny mpanjakan'ny Asyriana dia manondro azy sy ny tafiny. DH: "nahatongavan'izy ireo...tsy hiditra izy ireo"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Afaka ovaina ny teny ka hambara amin'ny matoanteny hoe "nilaza" ny anarana hoe "fanambarana". Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany tao amin'ny 14:21. DH: "Izany no nambaran'i Yaveh" na "Izany no nolazain'i Yaveh"