plt_tn/isa/37/30.md

24 lines
557 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no manohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia. (Jereo: 37:21)
# famantarana ho anao
"famantarana ho anao, ry Hezekia." Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Hezekia.
# Hihinana...tsy maintsy mamboly ianao
Eto ny hoe "ianao" dia manondro ny vahoakan'i Joda.
# taona faharoa
"taona faha 2"
# izay maniry amin'izany amin'ny taona faharoa
Ny teny tsy eo dia afaka ampiana. DH: "amin'ny taona faharoa dia hihinana izay maniry ianao"
# izay maniry amin'izany
"izay maniry hoazy amin'izany" na "izay maniry hoazy"