plt_tn/isa/37/30.md

557 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no manohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia. (Jereo: 37:21)

famantarana ho anao

"famantarana ho anao, ry Hezekia." Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Hezekia.

Hihinana...tsy maintsy mamboly ianao

Eto ny hoe "ianao" dia manondro ny vahoakan'i Joda.

taona faharoa

"taona faha 2"

izay maniry amin'izany amin'ny taona faharoa

Ny teny tsy eo dia afaka ampiana. DH: "amin'ny taona faharoa dia hihinana izay maniry ianao"

izay maniry amin'izany

"izay maniry hoazy amin'izany" na "izay maniry hoazy"