# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no manohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia. (Jereo: 37:21) # famantarana ho anao "famantarana ho anao, ry Hezekia." Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Hezekia. # Hihinana...tsy maintsy mamboly ianao Eto ny hoe "ianao" dia manondro ny vahoakan'i Joda. # taona faharoa "taona faha 2" # izay maniry amin'izany amin'ny taona faharoa Ny teny tsy eo dia afaka ampiana. DH: "amin'ny taona faharoa dia hihinana izay maniry ianao" # izay maniry amin'izany "izay maniry hoazy amin'izany" na "izay maniry hoazy"