plt_tn/isa/37/19.md

585 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy mivavaka Hezekia.

fa tsy andriamanitra ireny fa asa-tanan'olona, hazo sy vato ihany

Io dia manondro fa nanao ireo sampy ireo tamin'ny tanan'izy ireo ihany ny olombelona sady tsy mendrika izany. DH: "satria andriamani-tsy izy izay nataon'ny olona tamin'ny hazo sy vato ireo"

amin'ny heriny

"amin'ny herin'ny mpanjakan'i Asyria"

fanjakan'ny tany rehetra

Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny fanjakana. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ny fanjakana"

Ianao irery ihany no Yaveh

"Ianao irery, ry Yaveh, no Andriamanitra"