# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy mivavaka Hezekia. # fa tsy andriamanitra ireny fa asa-tanan'olona, hazo sy vato ihany Io dia manondro fa nanao ireo sampy ireo tamin'ny tanan'izy ireo ihany ny olombelona sady tsy mendrika izany. DH: "satria andriamani-tsy izy izay nataon'ny olona tamin'ny hazo sy vato ireo" # amin'ny heriny "amin'ny herin'ny mpanjakan'i Asyria" # fanjakan'ny tany rehetra Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny fanjakana. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ny fanjakana" # Ianao irery ihany no Yaveh "Ianao irery, ry Yaveh, no Andriamanitra"