plt_tn/isa/37/19.md

20 lines
585 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy mivavaka Hezekia.
# fa tsy andriamanitra ireny fa asa-tanan'olona, hazo sy vato ihany
Io dia manondro fa nanao ireo sampy ireo tamin'ny tanan'izy ireo ihany ny olombelona sady tsy mendrika izany. DH: "satria andriamani-tsy izy izay nataon'ny olona tamin'ny hazo sy vato ireo"
# amin'ny heriny
"amin'ny herin'ny mpanjakan'i Asyria"
# fanjakan'ny tany rehetra
Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ny fanjakana. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ny fanjakana"
# Ianao irery ihany no Yaveh
"Ianao irery, ry Yaveh, no Andriamanitra"