forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
668 B
Markdown
20 lines
668 B
Markdown
# Ary
|
|
|
|
Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.
|
|
|
|
# nandriatra ny akanjony izy, nanarona ny tenany tamin'ny akanjo fisaonana
|
|
|
|
Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana. DH: "nandriatra ny akanjony ary nirakotra lamba fisaonana izy satria ory loatra"
|
|
|
|
# Eliakima...Sebna
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo.
|
|
|
|
# izay lohan'ny ankohonana
|
|
|
|
Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa"
|
|
|
|
# samy nisarona akanjo fisaonana avokoa
|
|
|
|
Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana.
|