plt_tn/isa/37/01.md

668 B

Ary

Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao.

nandriatra ny akanjony izy, nanarona ny tenany tamin'ny akanjo fisaonana

Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana. DH: "nandriatra ny akanjony ary nirakotra lamba fisaonana izy satria ory loatra"

Eliakima...Sebna

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo.

izay lohan'ny ankohonana

Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa"

samy nisarona akanjo fisaonana avokoa

Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana.