# Ary Io andianteny io dia manamarika tranga tena manan-danja. Raha misy fomba hilazana izany amin'ny fiteninao, dia afaka mampiasa izany eto ianao. # nandriatra ny akanjony izy, nanarona ny tenany tamin'ny akanjo fisaonana Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana. DH: "nandriatra ny akanjony ary nirakotra lamba fisaonana izy satria ory loatra" # Eliakima...Sebna Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo. # izay lohan'ny ankohonana Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa" # samy nisarona akanjo fisaonana avokoa Io dia mariky ny fisaonana sy fahoriana.