plt_tn/isa/36/21.md

12 lines
534 B
Markdown

# Eliakima...Hilkia...Sebna...Joa...Asafa
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo.
# izay lehiben'ny ankohonana
Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa"
# niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra
Nandrovitra ny akanjon'izy ireo ny manamboninahitr'i Hezekia mba ho famantarana fa misaona sy ory izy ireo. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra satria ory loatra izy ireo" (UDB)