# Eliakima...Hilkia...Sebna...Joa...Asafa Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo. # izay lehiben'ny ankohonana Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa" # niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra Nandrovitra ny akanjon'izy ireo ny manamboninahitr'i Hezekia mba ho famantarana fa misaona sy ory izy ireo. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra satria ory loatra izy ireo" (UDB)