plt_tn/isa/36/21.md

534 B

Eliakima...Hilkia...Sebna...Joa...Asafa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ireo anaran-dehilahy ireo.

izay lehiben'ny ankohonana

Io fomba fiteny io dia midika fa izy no misahana ny raharaha ao amin'ny tokantranon'ny lapa. DH: "misahana ny lapa"

niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra

Nandrovitra ny akanjon'izy ireo ny manamboninahitr'i Hezekia mba ho famantarana fa misaona sy ory izy ireo. Ny hevitr'izany dia afaka atao mazava. DH: "niaraka tamin'ny akanjon'izy ireo rovitra satria ory loatra izy ireo" (UDB)