plt_tn/isa/36/16.md

857 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda ny lehibe mpitarika.

Mihavàna amiko

Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky am-pahahibemaso mba hanao zavatra mba hampihavana. DH: "ndeha isika hanaiky hihavana"

manatòna ahy

Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky. DH: "manaiky ahy" (UDB)

ambara-pahatongako sy hakako

Eto ny mpanjakan'i Asyria dia tondroina amin'ny tafiny toy ny hoe tenany mihitsy izany. DH: "ambara-pahatonga sy hakan'ny tafiko"

tanin'ny vary sy tanin'ny divay vaovao, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiasaina miaraka mba hanindriana ny hiroboroboan'ny tany.

tanin'ny vary...tanin'ny mofo

Midika izany fa feno zavatra natoraly ny tanin'izy ireo, toy ny hoe vary. DH: "tany izay feno vary...tany izay feno mofo"