plt_tn/isa/36/16.md

24 lines
857 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda ny lehibe mpitarika.
# Mihavàna amiko
Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky am-pahahibemaso mba hanao zavatra mba hampihavana. DH: "ndeha isika hanaiky hihavana"
# manatòna ahy
Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky. DH: "manaiky ahy" (UDB)
# ambara-pahatongako sy hakako
Eto ny mpanjakan'i Asyria dia tondroina amin'ny tafiny toy ny hoe tenany mihitsy izany. DH: "ambara-pahatonga sy hakan'ny tafiko"
# tanin'ny vary sy tanin'ny divay vaovao, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiasaina miaraka mba hanindriana ny hiroboroboan'ny tany.
# tanin'ny vary...tanin'ny mofo
Midika izany fa feno zavatra natoraly ny tanin'izy ireo, toy ny hoe vary. DH: "tany izay feno vary...tany izay feno mofo"