# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda ny lehibe mpitarika. # Mihavàna amiko Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky am-pahahibemaso mba hanao zavatra mba hampihavana. DH: "ndeha isika hanaiky hihavana" # manatòna ahy Io fomba fiteny io dia midika hoe manaiky. DH: "manaiky ahy" (UDB) # ambara-pahatongako sy hakako Eto ny mpanjakan'i Asyria dia tondroina amin'ny tafiny toy ny hoe tenany mihitsy izany. DH: "ambara-pahatonga sy hakan'ny tafiko" # tanin'ny vary sy tanin'ny divay vaovao, tanin'ny mofo sy tanim-boaloboka Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiasaina miaraka mba hanindriana ny hiroboroboan'ny tany. # tanin'ny vary...tanin'ny mofo Midika izany fa feno zavatra natoraly ny tanin'izy ireo, toy ny hoe vary. DH: "tany izay feno vary...tany izay feno mofo"