plt_tn/isa/36/13.md

335 B

ny lehibe mpifehy

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ihany io andianteny io.

tsy homena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria ity tanàna ity

DH: "Tsy hanome an'i Jerosalema eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria Yaveh"

tanan'ny mpanjaka

Ny "tanan'ny" mpanjaka dia manondro ny "fifehezany". DH: "ny fifehezan'ny mpanjaka"