plt_tn/isa/36/13.md

12 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny lehibe mpifehy
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 36:1 ihany io andianteny io.
# tsy homena ho eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria ity tanàna ity
DH: "Tsy hanome an'i Jerosalema eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria Yaveh"
# tanan'ny mpanjaka
Ny "tanan'ny" mpanjaka dia manondro ny "fifehezany". DH: "ny fifehezan'ny mpanjaka"